ARCHITALKS SI EP 26 : Fantatrao ve i Jeannot Andriamanampisoa Tsirenge
#Architalks
#architecture
#madagascar
Resadresaka nifanaovana tamin’i Jeannot Andriamanampisoa Tsirenge Arkitekta teratany Malagasy miasa any Reykjavík, Iceland. Rehefa nahavita fianarana tany Sina izy dia nifidra monina niasa tany Island ka mba mizara ny fomba fiasàny sy manitany momban’ny aty Madagasikara.








Podcast: Play in new window | Download